# izy ireo ary tafintohina teny amin'ireo lalany Eto ny teny "izy ireo" dia manondro "ny vahoakako." # Ho tonga horohoro ny tanin'izy ireo DH: "ho lasa zavatra izay hampihorohoro ny olona" # siotsioka Io dia feo izay mampiseho tsy fankatoavana. # mandalo eo aminy Eto ny teny "aminy" dia manondro ny "tanin'izy ireo." # Hanaparitaka azy ireo eo anoloan'ny fahavalony tahaka ny rivotra atsinanana Aho Yaveh dia mampitaha ny tenany amin'ny rivotra avy any atsinanana izay manaparitaka vovoka sy fako. # Hanaparitaka azy ireo Eto ny teny "azy ireo" dia manondro "ny vahoakako." # Hampiseho ny lamosiko azy ireo Aho Io fihetsika io dia mampiseho fa handà tsy hanampy ny vahoakany Andriamanitra.