plt_tn/jer/18/09.md

16 lines
455 B
Markdown

# hanangana na hamboly izany
Ireo matoanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fitahin'Andriamanitra.
# hamboly izany
Io andianteny io dia mampitaha ny fitahin'Andriamanitra ami'ny mamboly hazo eo an-jaridaina.
# ratsy eo imasoko
Ny mason'i Yaveh dia manondro ny tenan'i Yaveh. DH: "ireo zavatra izay heveriko ho ratsy" na "ratsy araka ny hevitro"
# tsy fihainoana ny feoko
DH: "tsy mankato ireo didiko" na "tsy nihaino izay nolazaiko"