# hanangana na hamboly izany Ireo matoanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fitahin'Andriamanitra. # hamboly izany Io andianteny io dia mampitaha ny fitahin'Andriamanitra ami'ny mamboly hazo eo an-jaridaina. # ratsy eo imasoko Ny mason'i Yaveh dia manondro ny tenan'i Yaveh. DH: "ireo zavatra izay heveriko ho ratsy" na "ratsy araka ny hevitro" # tsy fihainoana ny feoko DH: "tsy mankato ireo didiko" na "tsy nihaino izay nolazaiko"