plt_tn/jer/18/09.md

455 B

hanangana na hamboly izany

Ireo matoanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fitahin'Andriamanitra.

hamboly izany

Io andianteny io dia mampitaha ny fitahin'Andriamanitra ami'ny mamboly hazo eo an-jaridaina.

ratsy eo imasoko

Ny mason'i Yaveh dia manondro ny tenan'i Yaveh. DH: "ireo zavatra izay heveriko ho ratsy" na "ratsy araka ny hevitro"

tsy fihainoana ny feoko

DH: "tsy mankato ireo didiko" na "tsy nihaino izay nolazaiko"