plt_tn/jer/17/15.md

854 B

Indro

DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

hoy izy ireo tamiko

Eto ny teny "tamiko" dia manondro an'i Jeremia ary ny "izy ireo" an'ireo fahavalony.

Aiza ny tenin'Yaveh?

Nametraka io fanontaniana io ny olona mba hanalana baraka an'i Jeremia satria ireo zavatra nolazainy dia mbola tsy nitranga. DH: "Aiza ireo zavatra nolazain'i Yaveh taminao fa hitranga?" na "ireo zavatra nolazain'i Yaveh taminao dia mbola tsy nitranga."

Avela izany ho avy

DH: "aoka izany hitranga"

mpiandry ondry manaraka Anao aho

Niantso an'i Jeremia hitarika ireo olona Yaveh, tahaka ny mpiandry ondry mitarika ny ondriny.

tsy naniry ny andron'ny loza aho

"tsy naniry ny ... aho"

ireo fanambarana avy amin'ny molotro

DH: "ny fanambarana izay nolazaiko" na "ny zavatra izay nambarako"

Natao

DH: "nataoko ... izy ireo"