# Indro DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo" # hoy izy ireo tamiko Eto ny teny "tamiko" dia manondro an'i Jeremia ary ny "izy ireo" an'ireo fahavalony. # Aiza ny tenin'Yaveh? Nametraka io fanontaniana io ny olona mba hanalana baraka an'i Jeremia satria ireo zavatra nolazainy dia mbola tsy nitranga. DH: "Aiza ireo zavatra nolazain'i Yaveh taminao fa hitranga?" na "ireo zavatra nolazain'i Yaveh taminao dia mbola tsy nitranga." # Avela izany ho avy DH: "aoka izany hitranga" # mpiandry ondry manaraka Anao aho Niantso an'i Jeremia hitarika ireo olona Yaveh, tahaka ny mpiandry ondry mitarika ny ondriny. # tsy naniry ny andron'ny loza aho "tsy naniry ny ... aho" # ireo fanambarana avy amin'ny molotro DH: "ny fanambarana izay nolazaiko" na "ny zavatra izay nambarako" # Natao DH: "nataoko ... izy ireo"