plt_tn/jer/17/15.md

32 lines
854 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"
# hoy izy ireo tamiko
Eto ny teny "tamiko" dia manondro an'i Jeremia ary ny "izy ireo" an'ireo fahavalony.
# Aiza ny tenin'Yaveh?
Nametraka io fanontaniana io ny olona mba hanalana baraka an'i Jeremia satria ireo zavatra nolazainy dia mbola tsy nitranga. DH: "Aiza ireo zavatra nolazain'i Yaveh taminao fa hitranga?" na "ireo zavatra nolazain'i Yaveh taminao dia mbola tsy nitranga."
# Avela izany ho avy
DH: "aoka izany hitranga"
# mpiandry ondry manaraka Anao aho
Niantso an'i Jeremia hitarika ireo olona Yaveh, tahaka ny mpiandry ondry mitarika ny ondriny.
# tsy naniry ny andron'ny loza aho
"tsy naniry ny ... aho"
# ireo fanambarana avy amin'ny molotro
DH: "ny fanambarana izay nolazaiko" na "ny zavatra izay nambarako"
# Natao
DH: "nataoko ... izy ireo"