plt_tn/jer/15/08.md

20 lines
530 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa tsy hisy olona hiraharaha azy ireo ary Izy dia hamotika ny olony satria tsy niala tamin'ny fomba ratsiny izy ireo.
# mpitondratenana
vehivavy maty vady
# maro noho ny fasika eny amoron-dranomasina
DH: "maro tsy tambo isaina"
# Handatsaka ... amin'izy ireo
"Hampitranga ... amin'izy ireo"
# Ho afa-baraka sy menatra izy
Ny teny "afa-baraka" sy "menatra" dia iray ihany ny dikany ary manamafy ny hamafin'ny fahamenarana. DH: "ho menatra tanteraka izy."