# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa tsy hisy olona hiraharaha azy ireo ary Izy dia hamotika ny olony satria tsy niala tamin'ny fomba ratsiny izy ireo. # mpitondratenana vehivavy maty vady # maro noho ny fasika eny amoron-dranomasina DH: "maro tsy tambo isaina" # Handatsaka ... amin'izy ireo "Hampitranga ... amin'izy ireo" # Ho afa-baraka sy menatra izy Ny teny "afa-baraka" sy "menatra" dia iray ihany ny dikany ary manamafy ny hamafin'ny fahamenarana. DH: "ho menatra tanteraka izy."