plt_tn/jer/15/08.md

530 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa tsy hisy olona hiraharaha azy ireo ary Izy dia hamotika ny olony satria tsy niala tamin'ny fomba ratsiny izy ireo.

mpitondratenana

vehivavy maty vady

maro noho ny fasika eny amoron-dranomasina

DH: "maro tsy tambo isaina"

Handatsaka ... amin'izy ireo

"Hampitranga ... amin'izy ireo"

Ho afa-baraka sy menatra izy

Ny teny "afa-baraka" sy "menatra" dia iray ihany ny dikany ary manamafy ny hamafin'ny fahamenarana. DH: "ho menatra tanteraka izy."