plt_tn/jer/15/03.md

702 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa misy sasany amin'izy ireo no hirahiny ho faty, misy ny ho fatin'ny sabatra, misy ny ho fatin'ny mosary, ary misy ho lasa babo.

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Ho ataoko zavatra mampivarahontsana an'ireo fanjakan'ny tany rehetra izy ireo, noho izay zavatra nataon'i Manase zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, tany Jerosalema

DH: "Ary ho ataoko zavatra mampitahotra ny fanjakana rehetra eto an-tany izy ireo noho ny nataon'i Manase zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, tany Jerosalema."

ho tendreko ho antoko efatra izy ireo

DH: "Hanendry vondrona efatra eo amin'izy ireo Aho"