plt_tn/jer/15/03.md

16 lines
702 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa misy sasany amin'izy ireo no hirahiny ho faty, misy ny ho fatin'ny sabatra, misy ny ho fatin'ny mosary, ary misy ho lasa babo.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# Ho ataoko zavatra mampivarahontsana an'ireo fanjakan'ny tany rehetra izy ireo, noho izay zavatra nataon'i Manase zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, tany Jerosalema
DH: "Ary ho ataoko zavatra mampitahotra ny fanjakana rehetra eto an-tany izy ireo noho ny nataon'i Manase zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, tany Jerosalema."
# ho tendreko ho antoko efatra izy ireo
DH: "Hanendry vondrona efatra eo amin'izy ireo Aho"