# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa misy sasany amin'izy ireo no hirahiny ho faty, misy ny ho fatin'ny sabatra, misy ny ho fatin'ny mosary, ary misy ho lasa babo. # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # Ho ataoko zavatra mampivarahontsana an'ireo fanjakan'ny tany rehetra izy ireo, noho izay zavatra nataon'i Manase zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, tany Jerosalema DH: "Ary ho ataoko zavatra mampitahotra ny fanjakana rehetra eto an-tany izy ireo noho ny nataon'i Manase zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, tany Jerosalema." # ho tendreko ho antoko efatra izy ireo DH: "Hanendry vondrona efatra eo amin'izy ireo Aho"