plt_tn/jer/12/14.md

24 lines
472 B
Markdown

# nandroba
nanafika ary nisambotra
# nataoko ho lovain'ny Israely vahoakako
DH: "nomeko an'Israely vahoakako"
# fongorako
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:9.
# hongotako tsy ho eo amin'izy ireo ny tranon'i Joda
namela ny vahoakan'i Joda handao ny tanin'ireo fahavalon'izy ireo ary hiverina ao Joda
# hongotako
na "fongorako"
# fongorako ireo firenena ireo
DH: "hamela ny vahoakan'i Joda handao ny tanin'ireo fahavalon'izy ireo ary hiverina ao Joda