# nandroba nanafika ary nisambotra # nataoko ho lovain'ny Israely vahoakako DH: "nomeko an'Israely vahoakako" # fongorako Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:9. # hongotako tsy ho eo amin'izy ireo ny tranon'i Joda namela ny vahoakan'i Joda handao ny tanin'ireo fahavalon'izy ireo ary hiverina ao Joda # hongotako na "fongorako" # fongorako ireo firenena ireo DH: "hamela ny vahoakan'i Joda handao ny tanin'ireo fahavalon'izy ireo ary hiverina ao Joda