plt_tn/jer/12/14.md

472 B

nandroba

nanafika ary nisambotra

nataoko ho lovain'ny Israely vahoakako

DH: "nomeko an'Israely vahoakako"

fongorako

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:9.

hongotako tsy ho eo amin'izy ireo ny tranon'i Joda

namela ny vahoakan'i Joda handao ny tanin'ireo fahavalon'izy ireo ary hiverina ao Joda

hongotako

na "fongorako"

fongorako ireo firenena ireo

DH: "hamela ny vahoakan'i Joda handao ny tanin'ireo fahavalon'izy ireo ary hiverina ao Joda