plt_tn/jer/12/03.md

20 lines
536 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Yaveh i Jeremia.
# Ento toy ny ondry ho vonoina izy ireo
"Mivonona hanasazy ireo vahoaka ratsy fanahy ireo"
# Mandra-pahoviana ny tany no hihamaina hatrany ... noho ny amin'ny faharatsian'ireo mponina ao aminy?
"Naharitra ela loatra ny hain-tany nateraky ny faharatsian'ny vahoaka."
# Ireo biby sy vorona dia efa noesorina
Matin'ny hain-tany ireo bibidia sy ireo vorona.
# Tsy fantatr'Andriamanitra izay hanjo antsika
"tsy mahita ireo ota ataontsika Andriamanitra"