plt_tn/jer/12/03.md

536 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Yaveh i Jeremia.

Ento toy ny ondry ho vonoina izy ireo

"Mivonona hanasazy ireo vahoaka ratsy fanahy ireo"

Mandra-pahoviana ny tany no hihamaina hatrany ... noho ny amin'ny faharatsian'ireo mponina ao aminy?

"Naharitra ela loatra ny hain-tany nateraky ny faharatsian'ny vahoaka."

Ireo biby sy vorona dia efa noesorina

Matin'ny hain-tany ireo bibidia sy ireo vorona.

Tsy fantatr'Andriamanitra izay hanjo antsika

"tsy mahita ireo ota ataontsika Andriamanitra"