# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Yaveh i Jeremia. # Ento toy ny ondry ho vonoina izy ireo "Mivonona hanasazy ireo vahoaka ratsy fanahy ireo" # Mandra-pahoviana ny tany no hihamaina hatrany ... noho ny amin'ny faharatsian'ireo mponina ao aminy? "Naharitra ela loatra ny hain-tany nateraky ny faharatsian'ny vahoaka." # Ireo biby sy vorona dia efa noesorina Matin'ny hain-tany ireo bibidia sy ireo vorona. # Tsy fantatr'Andriamanitra izay hanjo antsika "tsy mahita ireo ota ataontsika Andriamanitra"