plt_tn/jer/10/06.md

326 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Niresaka momban'ny fanompoam-tsampy i Jeremia.

Iza no tsy matahotra Anao, ry Mpanjakan'ireo firenena?

Tsy niandradra valiny tamin'io fanontaniana io i Jeremia. DH: "Ny olona rehetra dia tokony hatahotra Anao, ry Mpanjakan'ireo firenena"

izany no mendrika Anao

"izany no azonao"