# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Niresaka momban'ny fanompoam-tsampy i Jeremia. # Iza no tsy matahotra Anao, ry Mpanjakan'ireo firenena? Tsy niandradra valiny tamin'io fanontaniana io i Jeremia. DH: "Ny olona rehetra dia tokony hatahotra Anao, ry Mpanjakan'ireo firenena" # izany no mendrika Anao "izany no azonao"