plt_tn/jer/10/06.md

12 lines
326 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Niresaka momban'ny fanompoam-tsampy i Jeremia.
# Iza no tsy matahotra Anao, ry Mpanjakan'ireo firenena?
Tsy niandradra valiny tamin'io fanontaniana io i Jeremia. DH: "Ny olona rehetra dia tokony hatahotra Anao, ry Mpanjakan'ireo firenena"
# izany no mendrika Anao
"izany no azonao"