plt_tn/jer/08/14.md

867 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy ny hafany tamin'ny filazana amintsika izay ho ambaran'ny vahoakan'i Joda amin'ny fotoanan'ny fanasaziana azy ireo Yaveh.

Nahoana isika no mipetraka eto

DH: "tsy tokony hijanona eto isika."

handeha isika ho any amin'ireo tanàna voaaro mafy

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 4:4.

ireo tanàna voaaro mafy

"ireo tanàna misy rindrina avo sy miaramila miaro izany"

ary hanjary hangina amin'ny fahafatesana any isika

DH: "ary ho faty any isika."

Fa hampangina antsika i Yaveh Andriamanitsika

DH: "satria Yaveh Andriamanintsika no hamono antsika."

Hampisotro rano misy poizina antsika Izy

Ny "hampisotro rano misy poizina antsika Izy" dia manondro ny fitsaran'Andriamanitra.

nefa indro, hisy

"saingy tsarovy, fa hisy"

nefa tsy hisy zavatra tsara

"fa tsy hisy zavatra tsara hitranga"