# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy ny hafany tamin'ny filazana amintsika izay ho ambaran'ny vahoakan'i Joda amin'ny fotoanan'ny fanasaziana azy ireo Yaveh. # Nahoana isika no mipetraka eto DH: "tsy tokony hijanona eto isika." # handeha isika ho any amin'ireo tanàna voaaro mafy Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 4:4. # ireo tanàna voaaro mafy "ireo tanàna misy rindrina avo sy miaramila miaro izany" # ary hanjary hangina amin'ny fahafatesana any isika DH: "ary ho faty any isika." # Fa hampangina antsika i Yaveh Andriamanitsika DH: "satria Yaveh Andriamanintsika no hamono antsika." # Hampisotro rano misy poizina antsika Izy Ny "hampisotro rano misy poizina antsika Izy" dia manondro ny fitsaran'Andriamanitra. # nefa indro, hisy "saingy tsarovy, fa hisy" # nefa tsy hisy zavatra tsara "fa tsy hisy zavatra tsara hitranga"