plt_tn/jer/08/14.md

36 lines
867 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy ny hafany tamin'ny filazana amintsika izay ho ambaran'ny vahoakan'i Joda amin'ny fotoanan'ny fanasaziana azy ireo Yaveh.
# Nahoana isika no mipetraka eto
DH: "tsy tokony hijanona eto isika."
# handeha isika ho any amin'ireo tanàna voaaro mafy
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 4:4.
# ireo tanàna voaaro mafy
"ireo tanàna misy rindrina avo sy miaramila miaro izany"
# ary hanjary hangina amin'ny fahafatesana any isika
DH: "ary ho faty any isika."
# Fa hampangina antsika i Yaveh Andriamanitsika
DH: "satria Yaveh Andriamanintsika no hamono antsika."
# Hampisotro rano misy poizina antsika Izy
Ny "hampisotro rano misy poizina antsika Izy" dia manondro ny fitsaran'Andriamanitra.
# nefa indro, hisy
"saingy tsarovy, fa hisy"
# nefa tsy hisy zavatra tsara
"fa tsy hisy zavatra tsara hitranga"