plt_tn/jer/06/23.md

772 B

Hitondra ... izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona anaty tafim-pirenena izay ho avy any avaratra.

Toy ny fieron'ny ranomasina ny feon'izy ireo

DH: "Ny feo navokan'izy ireo dia toy ny fieron'ny ranomasina"

mitan-dahatra toy ny lehilahy mpiady

"nalamina ny tafika mba ho vonona hiatrika ny ady ireo lehilahy"

ry zanaka vavin'i Ziona

"hanohitra anao, ry zanaka vavin'i Ziona" na "mba ahafahana manafika anareo, ry zanaka vavin'i Ziona." Jereo ny fomba nandikaonao ny "zanaka vavin'i Ziona" tao amin'ny 4:30.

Efa nandre ... izahay

Ny teny "izahay" dia manondro an'i Jeremia miresaka amin'ny vahoakan'i Joda.

lasa malemin'ny fahoriana

"malemy satria mitaintaina izahay"

toy ny vehivavy mitondra vohoka izahay

"toy ny vehivavy hiteraka"