# Hitondra ... izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona anaty tafim-pirenena izay ho avy any avaratra. # Toy ny fieron'ny ranomasina ny feon'izy ireo DH: "Ny feo navokan'izy ireo dia toy ny fieron'ny ranomasina" # mitan-dahatra toy ny lehilahy mpiady "nalamina ny tafika mba ho vonona hiatrika ny ady ireo lehilahy" # ry zanaka vavin'i Ziona "hanohitra anao, ry zanaka vavin'i Ziona" na "mba ahafahana manafika anareo, ry zanaka vavin'i Ziona." Jereo ny fomba nandikaonao ny "zanaka vavin'i Ziona" tao amin'ny 4:30. # Efa nandre ... izahay Ny teny "izahay" dia manondro an'i Jeremia miresaka amin'ny vahoakan'i Joda. # lasa malemin'ny fahoriana "malemy satria mitaintaina izahay" # toy ny vehivavy mitondra vohoka izahay "toy ny vehivavy hiteraka"