plt_tn/jer/06/13.md

970 B

manonboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra

DH: "ny vahoakan'Israely rehetra izay tavela, manomboka amin'ny malemy indrindra hatramin'ny matanjaka indrindra."

dia fatra-pila harena amin'ny tsy rariny

"nanao ratsy tamin'ny olon-kafa mba ahazoana vola"

ny ratran'ireo vahoakako

"ny olona lehibe izay nananan'ny vahoakako"

mora fotsiny

Ireo mpaminany sy ireo mpisorona dia nandray ny otan'ireo vahoakan'Israely ho toy ny ratra kely. DH: "na dia tsy tena matotra aza izany."

Fiadanana! Fiadanana!' rehefa tsy misy fiadanana

"Milamina ny rehetra! Milamina ny rehetra!' nefa tsy milamina"

Afa-baraka ve izy ireo rehefa nanao fametavetana?

"nanao fahotana lehibe izy ireo, ary tsy afa-baraka izy ireo"

sy afa-baraka izy ireo; tsy mahay mivara-mena izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. "Tsy menatra tamin'izay vitany izy ireo"

hianjera

DH: "ho vonoina."