# manonboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra DH: "ny vahoakan'Israely rehetra izay tavela, manomboka amin'ny malemy indrindra hatramin'ny matanjaka indrindra." # dia fatra-pila harena amin'ny tsy rariny "nanao ratsy tamin'ny olon-kafa mba ahazoana vola" # ny ratran'ireo vahoakako "ny olona lehibe izay nananan'ny vahoakako" # mora fotsiny Ireo mpaminany sy ireo mpisorona dia nandray ny otan'ireo vahoakan'Israely ho toy ny ratra kely. DH: "na dia tsy tena matotra aza izany." # Fiadanana! Fiadanana!' rehefa tsy misy fiadanana "Milamina ny rehetra! Milamina ny rehetra!' nefa tsy milamina" # Afa-baraka ve izy ireo rehefa nanao fametavetana? "nanao fahotana lehibe izy ireo, ary tsy afa-baraka izy ireo" # sy afa-baraka izy ireo; tsy mahay mivara-mena izy ireo Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. "Tsy menatra tamin'izay vitany izy ireo" # hianjera DH: "ho vonoina."