plt_tn/jer/06/13.md

32 lines
970 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manonboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra
DH: "ny vahoakan'Israely rehetra izay tavela, manomboka amin'ny malemy indrindra hatramin'ny matanjaka indrindra."
# dia fatra-pila harena amin'ny tsy rariny
"nanao ratsy tamin'ny olon-kafa mba ahazoana vola"
# ny ratran'ireo vahoakako
"ny olona lehibe izay nananan'ny vahoakako"
# mora fotsiny
Ireo mpaminany sy ireo mpisorona dia nandray ny otan'ireo vahoakan'Israely ho toy ny ratra kely. DH: "na dia tsy tena matotra aza izany."
# Fiadanana! Fiadanana!' rehefa tsy misy fiadanana
"Milamina ny rehetra! Milamina ny rehetra!' nefa tsy milamina"
# Afa-baraka ve izy ireo rehefa nanao fametavetana?
"nanao fahotana lehibe izy ireo, ary tsy afa-baraka izy ireo"
# sy afa-baraka izy ireo; tsy mahay mivara-mena izy ireo
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. "Tsy menatra tamin'izay vitany izy ireo"
# hianjera
DH: "ho vonoina."