plt_tn/jer/05/26.md

951 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny Yaveh.

Satria hitako teo amin'ny oloko ny ratsy fanahy

DH: "Fa efa nahita olon-dratsy teo amn'ny vahoakako Aho."

Koa miha mitombo izy ireo ary lasa manan-karena

"lasa natanjaka sy nanan-karena"

mamirapiratra amin'ny fahamandinana.

"sy matavy" na "ary malama." Ireo olona dia matavy satria ny tavin'izy ireo dia manafina ny taolan'izy ireo.

namirapiratra amin'ny fahamandinana

"Nanao ireo zavatra izay tena ratsy izy ireo"

Niampita ny faharatsiana rehetra izy ireo

"nanao zavatra ratsy kokoa mihoatran'izay ratsy izy ireo."

ny raharahan'ny kamboty

Io dia miresaka ny raharaham-pitsaranan'ireo kamboty izay nangataka ny hampiarana ny rariny. DH: "izy ireo dia tsy nanohana ny raharaham-pitsarana nentin'ireo kamboty."

Tsy tokony hanasazy ... ny firenena tahaka ity ve Aho?

Jereo ny nandikanao ny "Tsy tokony hanasazy ... ny firenena tahaka ity ve Aho?" tao amin'ny 5:7.