# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny Yaveh. # Satria hitako teo amin'ny oloko ny ratsy fanahy DH: "Fa efa nahita olon-dratsy teo amn'ny vahoakako Aho." # Koa miha mitombo izy ireo ary lasa manan-karena "lasa natanjaka sy nanan-karena" # mamirapiratra amin'ny fahamandinana. "sy matavy" na "ary malama." Ireo olona dia matavy satria ny tavin'izy ireo dia manafina ny taolan'izy ireo. # namirapiratra amin'ny fahamandinana "Nanao ireo zavatra izay tena ratsy izy ireo" # Niampita ny faharatsiana rehetra izy ireo "nanao zavatra ratsy kokoa mihoatran'izay ratsy izy ireo." # ny raharahan'ny kamboty Io dia miresaka ny raharaham-pitsaranan'ireo kamboty izay nangataka ny hampiarana ny rariny. DH: "izy ireo dia tsy nanohana ny raharaham-pitsarana nentin'ireo kamboty." # Tsy tokony hanasazy ... ny firenena tahaka ity ve Aho? Jereo ny nandikanao ny "Tsy tokony hanasazy ... ny firenena tahaka ity ve Aho?" tao amin'ny 5:7.