plt_tn/jer/05/26.md

32 lines
951 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny Yaveh.
# Satria hitako teo amin'ny oloko ny ratsy fanahy
DH: "Fa efa nahita olon-dratsy teo amn'ny vahoakako Aho."
# Koa miha mitombo izy ireo ary lasa manan-karena
"lasa natanjaka sy nanan-karena"
# mamirapiratra amin'ny fahamandinana.
"sy matavy" na "ary malama." Ireo olona dia matavy satria ny tavin'izy ireo dia manafina ny taolan'izy ireo.
# namirapiratra amin'ny fahamandinana
"Nanao ireo zavatra izay tena ratsy izy ireo"
# Niampita ny faharatsiana rehetra izy ireo
"nanao zavatra ratsy kokoa mihoatran'izay ratsy izy ireo."
# ny raharahan'ny kamboty
Io dia miresaka ny raharaham-pitsaranan'ireo kamboty izay nangataka ny hampiarana ny rariny. DH: "izy ireo dia tsy nanohana ny raharaham-pitsarana nentin'ireo kamboty."
# Tsy tokony hanasazy ... ny firenena tahaka ity ve Aho?
Jereo ny nandikanao ny "Tsy tokony hanasazy ... ny firenena tahaka ity ve Aho?" tao amin'ny 5:7.