plt_tn/jer/05/20.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Tatero ... izany

"Lazao ... izany"

ny taranak'i Jakoba

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:4.

aoka izany ho ren'i Joda

"ambarao any Joda izany"

ianareo ry vahoaka adala izay tsy manana fahazavan-tsaina

DH: "vahoaka izay tsy manana fahazavan-tsaina."

izay manana maso fa tsy afa-mahita

DH: "manana maso ianareo saingy tsy hatakatra ny zavatra ataoko"

manana sofina ianareo fa tsy afa-mandre

DH: "manana sofina ianareo saingy tsy hatakatra ny zavatra ho lazaiko anareo"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

sy matahotra Ahy ve ianareo ... ny tavako?

Nametraka io fanontaniana io Yavehmba hanamafisana fa ireo olona dia tena adala satria tsy natahotra an'i Yaveh izy ireo. DH: "adalana izany tsy fahataooranareo Ahy izany ... tavako!"

na mangovitra manoloana ny tavako

DH: "na mamgovi-pahatahorana nohon'ny Amiko."

Nametraka tora-pasika nanohitra ny ranomasina Aho

"nametraka fasika ho faritrin'ny ranomasina Aho"

lalàna efa mihatra izay tsy afaka dikaina izany

"fetra maharitra mandrakizay izay tsy azo dinganina"