# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Tatero ... izany "Lazao ... izany" # ny taranak'i Jakoba Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:4. # aoka izany ho ren'i Joda "ambarao any Joda izany" # ianareo ry vahoaka adala izay tsy manana fahazavan-tsaina DH: "vahoaka izay tsy manana fahazavan-tsaina." # izay manana maso fa tsy afa-mahita DH: "manana maso ianareo saingy tsy hatakatra ny zavatra ataoko" # manana sofina ianareo fa tsy afa-mandre DH: "manana sofina ianareo saingy tsy hatakatra ny zavatra ho lazaiko anareo" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # sy matahotra Ahy ve ianareo ... ny tavako? Nametraka io fanontaniana io Yavehmba hanamafisana fa ireo olona dia tena adala satria tsy natahotra an'i Yaveh izy ireo. DH: "adalana izany tsy fahataooranareo Ahy izany ... tavako!" # na mangovitra manoloana ny tavako DH: "na mamgovi-pahatahorana nohon'ny Amiko." # Nametraka tora-pasika nanohitra ny ranomasina Aho "nametraka fasika ho faritrin'ny ranomasina Aho" # lalàna efa mihatra izay tsy afaka dikaina izany "fetra maharitra mandrakizay izay tsy azo dinganina"