plt_tn/jer/05/20.md

48 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Tatero ... izany
"Lazao ... izany"
# ny taranak'i Jakoba
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:4.
# aoka izany ho ren'i Joda
"ambarao any Joda izany"
# ianareo ry vahoaka adala izay tsy manana fahazavan-tsaina
DH: "vahoaka izay tsy manana fahazavan-tsaina."
# izay manana maso fa tsy afa-mahita
DH: "manana maso ianareo saingy tsy hatakatra ny zavatra ataoko"
# manana sofina ianareo fa tsy afa-mandre
DH: "manana sofina ianareo saingy tsy hatakatra ny zavatra ho lazaiko anareo"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# sy matahotra Ahy ve ianareo ... ny tavako?
Nametraka io fanontaniana io Yavehmba hanamafisana fa ireo olona dia tena adala satria tsy natahotra an'i Yaveh izy ireo. DH: "adalana izany tsy fahataooranareo Ahy izany ... tavako!"
# na mangovitra manoloana ny tavako
DH: "na mamgovi-pahatahorana nohon'ny Amiko."
# Nametraka tora-pasika nanohitra ny ranomasina Aho
"nametraka fasika ho faritrin'ny ranomasina Aho"
# lalàna efa mihatra izay tsy afaka dikaina izany
"fetra maharitra mandrakizay izay tsy azo dinganina"