plt_tn/jer/05/14.md

48 lines
1.2 KiB
Markdown

# Satria ... ianareo
Ny teny "ianareo" eto dia manondro ny vahoakn'Israely sy Joda.
# nilaza izany
Jereo ny zavatra nolazain'ny vahoaka tao amin'ny 5:10.
# Indro
DH: "jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra ho lazaiko anareo"
# hapetrako ao am-bavanareo ny teniko. Ho tahaka ny afo izany
"ho avadiko afo ireo teny izay nasaiko nolazainao"
# ao am-bavanao
Ny teny "... nao" eto dia manondro an'i Jeremia.
# ity vahoaka ity
ny vahoakan'Israely
# handevona azy ireo izany
"handoro ny vahoakan'Israely ny afo" Ny tenin'i Yaveh dia handoro ireo olona toy ny hazo main'ny afo. DH: "satria handrava ny vahoakan'Israely ianao rehefa hiteny ny teniko."
# hanohitra anareo
"hanafika anareo." Ny ten "ianareo" eto dia manondro ny vahoakan'Israely.
# taranak'Israely
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:4.
# firenena maharitra izany, firenena taloha!
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fotoana nisian'ilay firenena. DH: "io dia firenena efa antitra sady naharitra ela!"
# firenena maharitra
"firenena mafy" na "firenena miaritra"
# firenena izay tsy fantatrareo ny fiteniny, na ho azonareo izay lazainy
DH: "firenena izay tsy ho azonao ny fiteniny."