# Satria ... ianareo Ny teny "ianareo" eto dia manondro ny vahoakn'Israely sy Joda. # nilaza izany Jereo ny zavatra nolazain'ny vahoaka tao amin'ny 5:10. # Indro DH: "jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra ho lazaiko anareo" # hapetrako ao am-bavanareo ny teniko. Ho tahaka ny afo izany "ho avadiko afo ireo teny izay nasaiko nolazainao" # ao am-bavanao Ny teny "... nao" eto dia manondro an'i Jeremia. # ity vahoaka ity ny vahoakan'Israely # handevona azy ireo izany "handoro ny vahoakan'Israely ny afo" Ny tenin'i Yaveh dia handoro ireo olona toy ny hazo main'ny afo. DH: "satria handrava ny vahoakan'Israely ianao rehefa hiteny ny teniko." # hanohitra anareo "hanafika anareo." Ny ten "ianareo" eto dia manondro ny vahoakan'Israely. # taranak'Israely Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:4. # firenena maharitra izany, firenena taloha! Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fotoana nisian'ilay firenena. DH: "io dia firenena efa antitra sady naharitra ela!" # firenena maharitra "firenena mafy" na "firenena miaritra" # firenena izay tsy fantatrareo ny fiteniny, na ho azonareo izay lazainy DH: "firenena izay tsy ho azonao ny fiteniny."