plt_tn/jer/02/14.md

1.3 KiB

Moa andevo ve Israely? Teraka tao amin'ny tranon'ny tompony ve izy? Koa nahoana izy no lasa mpandroba?

DH: "Tsy nateraka ho andevo ianareo vahoakan'Israely; fa nobaboin'ireo fahavalonareo."

nahoana izy no lasa mpandroba?

DH: "Nalaina an-keriny ve ny zavatra rehetra nanananao?"

Nierona taminy ny liona tanora. Nitabataba fatratra izy ireo ka nanao ny taniny ho mahatsiravina. Rava ireo tanànany ka tsy nisy mponina.

DH: "Niherona tahaka ireo liona tanora ireo fahavalonao nanafika anao. Nopotehin'izy ireo ny taninao ary nodorany ny tanànanao mba hisy afaka hiaina eo amin'ireo."

Niherona ... ireo liona tanora

Ny miherona dia feo mafy ataon'ny bibidia.

mponina

Fiantso ireo olona izay miaina eo amin'ny toerana iray

Memfisa sy Tapanesa

tanàna ao Egypta

hanaratra ny karan-dohanao

Ireo Egyptiana dia manaratra ny lohan'ny andevon'izy ireo mba hanamarihana azy ireo hoe andevo.

hanaratra ny karan-dohanao

Misy amin'ireo dikan-teny mderina mandika ny lahatsoratra Hebreo hoe "nandavaka ny karan-dohanao"

Moa tsy nanao izany tamin'ny tenanao ve ianao rehefa nahafoy an'i Yaveh Andriamanitrao, raha mbola nitarika anao tamin'ny lalana Izy?

DH: "Ianareo no nahatonga izao tamin'ny tenanareo tamin'ny fahafoizana an'i Yaveh Aandriamanitrareo, raha nitarika anareo tamin'ny lalana iny Izy."