plt_tn/jer/02/09.md

36 lines
743 B
Markdown

# Koa mbola hiampanga anareo hatrany Aho
"Noho izany, mbola hiampanga ny ankohonan'Israely foana Aho"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# ireo zanaky ny zanakareo Aho
"ireo taranakareo ho avy"
# miampità eny amin'ny sisin'i Kitima
"namakivaky ny ranomasina ary ny nosin'i kitima"
# kitima
Kyprosy
# Kedara
Tany alavitra ny atsinanan'Israely
# Nifanakalo andriamanitra ve ny firenena ... akory aza ireo?
"Ho hitanareo fa tsy misy firenena nifanakalo ... andriamanitra."
# ny voninahitr'izy ireo
Io fomba fiteny io dia manondro an'Andriamanitra tenany, izay "voninahitrin"' ny vahoakan'Israely.
# izay tsy afaka manampy azy ireo
"ireo andriamanitra izay tsy afaka manampy azy ireo"