forked from WA-Catalog/plt_tn
743 B
743 B
Koa mbola hiampanga anareo hatrany Aho
"Noho izany, mbola hiampanga ny ankohonan'Israely foana Aho"
izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
ireo zanaky ny zanakareo Aho
"ireo taranakareo ho avy"
miampità eny amin'ny sisin'i Kitima
"namakivaky ny ranomasina ary ny nosin'i kitima"
kitima
Kyprosy
Kedara
Tany alavitra ny atsinanan'Israely
Nifanakalo andriamanitra ve ny firenena ... akory aza ireo?
"Ho hitanareo fa tsy misy firenena nifanakalo ... andriamanitra."
ny voninahitr'izy ireo
Io fomba fiteny io dia manondro an'Andriamanitra tenany, izay "voninahitrin"' ny vahoakan'Israely.
izay tsy afaka manampy azy ireo
"ireo andriamanitra izay tsy afaka manampy azy ireo"