# Koa mbola hiampanga anareo hatrany Aho "Noho izany, mbola hiampanga ny ankohonan'Israely foana Aho" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # ireo zanaky ny zanakareo Aho "ireo taranakareo ho avy" # miampità eny amin'ny sisin'i Kitima "namakivaky ny ranomasina ary ny nosin'i kitima" # kitima Kyprosy # Kedara Tany alavitra ny atsinanan'Israely # Nifanakalo andriamanitra ve ny firenena ... akory aza ireo? "Ho hitanareo fa tsy misy firenena nifanakalo ... andriamanitra." # ny voninahitr'izy ireo Io fomba fiteny io dia manondro an'Andriamanitra tenany, izay "voninahitrin"' ny vahoakan'Israely. # izay tsy afaka manampy azy ireo "ireo andriamanitra izay tsy afaka manampy azy ireo"