plt_tn/isa/66/17.md

429 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Isaia.

Manamasina ny tenany...izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia ireo izay manompo an'i Yaveh nefa tsy manohitra ny lalàny.

miditra ao an-tsaha

Io dia toerana izay azon'ny olona hanompoana ireo sampy.

ny iray izay eo afovoan'ireo

Io dia manoritsoritra ny mpitarika ireo izay mandeha manompo sampy.

fanambaran'i Yaveh

Adikao tahaka ny tao amin'ny 14:21 io.