# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Isaia. # Manamasina ny tenany...izy ireo Ny hoe "izy ireo" dia ireo izay manompo an'i Yaveh nefa tsy manohitra ny lalàny. # miditra ao an-tsaha Io dia toerana izay azon'ny olona hanompoana ireo sampy. # ny iray izay eo afovoan'ireo Io dia manoritsoritra ny mpitarika ireo izay mandeha manompo sampy. # fanambaran'i Yaveh Adikao tahaka ny tao amin'ny 14:21 io.