plt_tn/isa/66/17.md

20 lines
429 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Isaia.
# Manamasina ny tenany...izy ireo
Ny hoe "izy ireo" dia ireo izay manompo an'i Yaveh nefa tsy manohitra ny lalàny.
# miditra ao an-tsaha
Io dia toerana izay azon'ny olona hanompoana ireo sampy.
# ny iray izay eo afovoan'ireo
Io dia manoritsoritra ny mpitarika ireo izay mandeha manompo sampy.
# fanambaran'i Yaveh
Adikao tahaka ny tao amin'ny 14:21 io.