plt_tn/isa/66/15.md

553 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Andriamanitra mahatoky Isaia.

tonga miaraka amin'ny afo

Ny endrik'i Yaveh tao amin'ny Testamenta Taloha matetika dia tamin'ny afo izay manambara ny hatezerana sy ny fitsaran'i Yaveh.

tahaka ny tafio-drivotra

Ny tafio-drivotra dia manondro ny asa maherin'i Yaveh izay anaovany ny fitsarany ho mahomby.

ny sabany

Ny "sabatra" dia fitaovam-piadiana izay manambara ny ady sy ny famonoana rehetra.

Ho maro ireo izay ho matin'i Yaveh

DH: "Hamono olona maro Yaveh"