# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Andriamanitra mahatoky Isaia. # tonga miaraka amin'ny afo Ny endrik'i Yaveh tao amin'ny Testamenta Taloha matetika dia tamin'ny afo izay manambara ny hatezerana sy ny fitsaran'i Yaveh. # tahaka ny tafio-drivotra Ny tafio-drivotra dia manondro ny asa maherin'i Yaveh izay anaovany ny fitsarany ho mahomby. # ny sabany Ny "sabatra" dia fitaovam-piadiana izay manambara ny ady sy ny famonoana rehetra. # Ho maro ireo izay ho matin'i Yaveh DH: "Hamono olona maro Yaveh"