plt_tn/isa/66/15.md

20 lines
553 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Andriamanitra mahatoky Isaia.
# tonga miaraka amin'ny afo
Ny endrik'i Yaveh tao amin'ny Testamenta Taloha matetika dia tamin'ny afo izay manambara ny hatezerana sy ny fitsaran'i Yaveh.
# tahaka ny tafio-drivotra
Ny tafio-drivotra dia manondro ny asa maherin'i Yaveh izay anaovany ny fitsarany ho mahomby.
# ny sabany
Ny "sabatra" dia fitaovam-piadiana izay manambara ny ady sy ny famonoana rehetra.
# Ho maro ireo izay ho matin'i Yaveh
DH: "Hamono olona maro Yaveh"