plt_tn/isa/66/14.md

16 lines
487 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'Andriamanitra mahatoky Isaia.
# taolanao hitsimoka
Ny "taolana" dia manondro ny vatana manontolo ho ampahan'izany.
# hitsimoka tahaka ny ahi-maitso
Ny "ahi-maitso" dia maniry haingana sy be ary ampitahaina amin'ny harena sy ny herin'ny olon'Andriamanitra mahatoky.
# Ho ampahafantarina an'ireo mpanompony ny tanan'i Yaveh
Eto ny "tanana" dia manondro ny heriny. DH: "Hanambara ny heriny amin'ireo mpanompony Yaveh"