plt_tn/isa/66/14.md

487 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'Andriamanitra mahatoky Isaia.

taolanao hitsimoka

Ny "taolana" dia manondro ny vatana manontolo ho ampahan'izany.

hitsimoka tahaka ny ahi-maitso

Ny "ahi-maitso" dia maniry haingana sy be ary ampitahaina amin'ny harena sy ny herin'ny olon'Andriamanitra mahatoky.

Ho ampahafantarina an'ireo mpanompony ny tanan'i Yaveh

Eto ny "tanana" dia manondro ny heriny. DH: "Hanambara ny heriny amin'ireo mpanompony Yaveh"